Ny
aretina
dia fanimbana ny fahasalamanan'ny zava-miaina, na biby na
voninkazo
.
Ny olona marary dia olona mitondra aretina, na fantatra na tsia. Amin'ny ankapobeny, io teny io dia ampisaina rehefa manonona olombelona marary, ary io ihany ny teny ampiasaina rehefa tsaboin'ny dokotera izy.
Ao amin'ny fiainana ny aretina sy ny
fahasalamana
, ny fizotra biolojika sy ny fiasa mifamaly amin'ny
fiaraha-monina
sy amin'ny tontolo iainana.