한국   대만   중국   일본 
Aretina ? Wikipedia Aller au contenu

Aretina

Avy amin'i Wikipedia
Hosodoko The Sick Girl nataon' i Michael Ancher

Ny aretina dia fahasimban' ny fahasalaman ' ny zavamananaina , na biby na zavamaniry .

Ny olona marary dia olona mitondra aretina, na fantatra na tsia. Amin' ny ankapobeny, io teny io dia ampisaina rehefa manonona olombelona marary, ary io ihany ny teny ampiasaina rehefa tsaboin' ny dokotera izy.

Hita ao amin' ny fiainana ny aretina sy ny fahasalamana, ny fizotra biolojika sy ny fiasa mifamaly amin' ny fiaraha-monina sy amin' ny tontolo iainana.