Rambondanitra

Avy amin'i Wikipedia
Rambondanitra

Ny rambondanitra dia rivotra mando mifofofofo mafy, mitambolimbolina mahery vaika, toa mitsangana sady mifindra toerana, lehibe noho ny tadio , ateraky ny rahon ' orambaratra na ny oram-batravatra aty amin' ny faritra ambany amin' ny atmosfera .

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]