Panama

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Panama )
Republica de Panama ( ( es ) )
Repoblikan' i Panama ( ( mg ) )
Sainan'i Panama mari-piandrianan'i Panama
( Antsipirihany ) ( Antsipirihany )
Teny filamatra : Pro Mundi Beneficio
(Pour le plus grand bien du monde entier)
Teny ofisialy fiteny espaniola
Renivohitra Panama
Tanana ngeza indrindra Panama
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika
Juan Carlos Varela
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 115
78 200 km²
2,9%
Isam-ponina
 - Tontaliny ( 2008 )
 - hakitroka
faha 131
3 292 693 mpo.
43 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Panameanina
IDH ( 2004 ) Mihakatra 0,832 (ambony) faha 58
Sandam-bola Balboa ( PAB )
Faritr'ora UTC -5
Hiram-pirenena Himno Istmeno
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+507

I Panama na Panama dia firenena any amin' ny farany atsimon' i Amerika Afovoany , eo amin' ny andilan-tany (Andilalan-tanin' i Panama) mampitohy an' i Amerika Atsimo sy Amerika Afovoany . Mizara sisintany amin' i Kosta Rika sy Kolombia izy. Manana velarany mirefy 75 640 km² izy. Ny renivohiny dia i Panama . Ny anisan' ny mponin' i Panama dia 3,3 tapitrisa (Desambra 2006).

Lalovan' ny Lakandrano' i Panama, izay mampitohy ny Ranomasimbe Atlantika amin' ny Ranomasimbe Pasifika i Panama.

Ny vohon' ny tanin’ ilay firenena dia be tendrombohitra (mamakivaky ilay ny firenena ny tendrombohitra amin' ny sakany, avy any andrefana ka hatrany atsinanana) ary ny faritra misy ala dia andalovan' ny renirano maro izay midina avy any an-tendrombohitra mankany an-dranomasina.

Ny mponina ao Panama dia samy hafa fiaviana: ao ny Amerindiana , ny Afrikana ary ny Eoropeana . Katolika ny ankamaroan' ny Panameana.

Ny loharanon-karena lehibe indrindra ao amin' ilay firenena dia avy amin' ny fampiasana ny Lakandranon' i Panama, izay nanomboka tamin' ny 1914 dia lalana lehibe ara-barotra eo anelanelan' i Atlantika sy i Pasifika (tsy mila mihodidina an' i Amerika Atsimo).

Sarin-tanin' ny Panama

Faritanin' i Kolombia Lehibe izy talohan' ny fahaleovantenany tamin' ny taona 1903.

Fiforonan-teny [ hanova | hanova ny fango ]

Betsaka ny teoria misy momban' ny fiavian' ny anarana hoe Panama . Misy milaza fa avy amina karazan-kazo ny anarana hoe Panama; misy koa ny milaza fa tamin' ny taonan' ny mpanjanatany voalohany tonga tany, betsaka ny lolo amin' ny volana Aogositra ary panama no anaran' ny lolo amin' ny fiteny tompontany. Ny tena malaza tamin' ireo teoria ireo dia ilay vohitra ipetrahan' ny mpanjono manana anarana hoe Panama , izay midika hoe "trondro".

Jeografia [ hanova | hanova ny fango ]

I Panama dia firenen' i Amerika Afovoany , voafaritry ny Ranomasina Karaiba , ny Ranomasimbe Pasifika , i Kolombia ary i Kosta Rika .

Tantara [ hanova | hanova ny fango ]

Kolontsaina [ hanova | hanova ny fango ]

Toe-karena [ hanova | hanova ny fango ]

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bolivia - Brezila - Dominika - Ekoadora - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity - Hondorasy - Jamaika - Kanada - Kioba - Kolombia - Kosta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Pero - Porto Riko - Repoblika Dominikana - Salvadoro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tobago - Venezoela

Kontinenta eto an-tany