Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

( ( zh ) )
中?人民共和?
中華人民共和國
Zh?nghua Renmin Gongheguo
( ( zh ) )
Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina ( ( mg ) )
([[|Antsipirihany]]) ([[|Antsipirihany]])
Teny filamatra : Compter sur ses propres forces
Teny ofisialy Sinoa (Mandarina)
Renivohitra Beijing
39° 55' N, 116° 23' E
Tanana ngeza indrindra Shanghai
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Praiministra
Repoblika entim-bahoaka (tamin'ny 1949 )
Xi Jinping
Li Qiang
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 3 na 4
9 640 821 km²
2,8%
Isam-ponina
 - Tontaliny ( 2008 )
 - hakitroka
faha 1
1 360 445 010 mpo.
141 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Sinoa
IDH ( 2005 ) 0,777 (antonontonony) faha 81
Sandam-bola yuan Renminbi ( CNY )
Faritr'ora UTC +8
Hiram-pirenena La Marche des Volontaires
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+86

I Sina na ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina dia firenena any Azia Atsinanana . Ny isan' ny mponina ao aminy dia mihoatra ny 1,3 lavitrisa, 1/5n' ny isan' ny mponina eto an-tany, izy noho izany no firenena be olona indrindra eto an-tany. Hatry ny 1979, mba tsy "hipoaka" ilay firenena noho ny habetsaky ny olona, ferana ho tokana ny isan' ny zaza anatin' ny tokantrano iray ho an' ny Sinoa hana . Nanomboka tamin' ny taona 2013, dia nomena alalana hiteraka zaza roa ny mpivady izay nateraka ho zaza tokana. Amin' ny velarany misy 9 641 144 km², firenena ngeza indrindra any Azia Atsinanana i Sina, ary izy no firenena fahatelo lehibe indrindra maneran-tany amin' ny velarana, ao aorian' i Rosia sy i Kanada .

Voaorina tamin' ny 1 Oktobra 1949 ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina, nanaraka ny fandresen' ny antoko komonista sinoa an' i Guomindang. I Sina dia sivilizasiona tranainy indrindra mbola misy eto an-tany amin' izao tontolo izao, efa nisy 5 000 taona lasa izy. Ankehitriny, miseho ho repoblika sosialista izy, antoko iray no mitondra, manana hasina amin' ny faritany 22 ary faritany mizaka tena dimy, kaominina efatra ary faritany administrativa manokana ( Hong-Kong sy Macao).

Tantara [ hanova | hanova ny fango ]

Tamin' ny 1949 dia nanapitra ny fakan' ny hasina ambon' i Sina an-kontinenta ny komonista (miaraka amin' ny nosy Hainan). Tapitra teo ny andron' ny ady an-trano sy ny fizarana ara-politika. Tamin' ny 1 Oktobra dia nanambara ny fiforonan' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina i Mao Zedong teo amin' ny toerana Tien'anmen, any Beijing . Lasa tany Taiwan ny olon' i Guonmindang , Ilay hasina vaovao te hanome toerana ny lamina ekonomika sy sosialy vaovao, mifantoka amin' ny ohatra sovietika sy atao ho an' ny zava-misy sinoa.

Jeografia [ hanova | hanova ny fango ]

Tanin' ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina [ hanova | hanova ny fango ]

Manana olana momba ny sisintany ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Ny tena goavana be dia ilay olana ara-tsisintany mikasika ny nosin' i Taioana . Tononin' ny Taioaney hoe "Repoblikan' i Sina" ny tenany; mitonon-tena ho Sinoa ny Taioaney nefa manao fahaleovantena ara-politika (tsy manaiky ny komonisma ny Sinoa mipetraka any Taioana). Na dia tsy nisy fiovana aza tamin' ny lalam-panorenana, tsy mitaky ny fiandrianam-pirenena intsony ary milaza ihany ny fitondran' i Taioana hoe firenena ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina. Tsy miaiky ny fikambanana iraisam-pirenena hoe firenena manana fahaleovantena i Taioana (ohatra ny Firenena Mikambana ). Miteny ny RES hoe faritany fotsiny ihany ny nosin' i Taoana. Nanao tolo-kevitra ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Sina mba hitambatra ao aminy ny Repoblikan' i Sina [1] , fa tsy neken' ny fitondranan' ny Repoblikan' i Sina io tolo-kevitra io hatramin' izao.

Tontolo iainana sy ny fiovan' ny toetrandro [ hanova | hanova ny fango ]

Demografia [ hanova | hanova ny fango ]

Ny politikan' ny Zanaka tokana [ hanova | hanova ny fango ]

Tsi-fitovian' ny isan' ny vavy sy ny lehilahy [ hanova | hanova ny fango ]

Ny foko 56: -Han [ hanova | hanova ny fango ]

-Ny foko 55 [ hanova | hanova ny fango ]

Toekarena sosialista [ hanova | hanova ny fango ]

Politika [ hanova | hanova ny fango ]

Sivana [ hanova | hanova ny fango ]

Fahasalamana [ hanova | hanova ny fango ]

Filaminana administrativa [ hanova | hanova ny fango ]

Fianarana [ hanova | hanova ny fango ]

Kolontsaina [ hanova | hanova ny fango ]

Fiteny [ hanova | hanova ny fango ]

Fiteny sinoa [ hanova | hanova ny fango ]

Ny fiteny sinoa dia fiteny voasokajy ao amin' ny fiteny sino-tibetaina . 1,3 lavitrisa mahery ny isan' ny olona miteny sinoa eto an-tany. Ny teny sinoa dia ao amin' ny vondrom- piteny sinitika , izay antsona hoe "sinoa". Izao ny sampan' ny fiteny sinoa: fiteny sinoa mandarina (izay manana sata ofisialy), fiteny wu (izay ampiasaina ao amin' ny faritanin' i Jiangsy ary ao Zhejiang ), fiteny kantoney (tenenina ao amin' ny faritanin' i Guangdong , i Guangxi ), fiteny gan (tenenina ao amin' ny faritanin' i Jiangxi), fiteny hakka (tenenina ao amin' ny tapany avaratr' i Guangdong sy Fujian ), ny fiteny min (izay hita ao amin' ny faritanin' i Guangdong, ny Fijian), ny fiteny xiang (ao Hunan ), ny fiteny jin (any amin' ny tapany avaratr' i Sina, karazany amin' ny fiteny sinoa avaratra), ny fiteny hui (karazan' ny fiteny wu), fiteny ping (karazan' ny fiteny kantoney).

Kody [ hanova | hanova ny fango ]

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Firenena ao Azia:

Afganistana - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijana - Bangladesy - Bareina - Botana - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indonezia - Iraka - Irana - Israely - Japana - Jordania - Kambodia - Katara - Kazakstana - Kirgizistana - Koety - Korea Atsimo - Korea Avaratra - Laosy - Libana - Maldiva - Malezia - Mianmara - Mongolia - Nepaly - Omana - Ozbekistana - Pakistana - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioana - Tajikistana - Torkia - Torkmenistana - Vietnamy .

Kontinenta eto an-tany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Rohy ivelany [ hanova | hanova ny fango ]

Tsiahy [ hanova | hanova ny fango ]

  1. Hevitr'i Deng Xiao Ping