Roma

Avy amin'i Wikipedia
Roma

I Roma dia renivohitran' i Italia , eo amin' ny 22 km ny renivohitra ny Ranomasina Tireniana . Misy mponina 2 718 700 ny ao (4 253 450 izany raha isaina ny tanana manodidina miankina aminy). I Roma no tanana be mponina indrindra sy be velarana indrindra any Italia; fa kelikely koa ny tanana manodidina azy rehefa ampitahaina amin' i Napoli sy i Milano .

Renivohitray ny Empira Romana i Roma. Urbs no anarany tamin' io andro io. Mety fantatra koa izy miaraka amin' ny tanana an-tanety fito (Aventino, Celio, Capitolino, Esquilino, Palatino, Quirinale, Viminale).

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]