한국   대만   중국   일본 
Marsa (planeta) ? Wikipedia

Marsa (planeta)

(tonga teto avy amin'ny Marsa (fajiry) )

I Marsa (marika: ♂) dia fajiry na planeta fahefatry ny Lamin' ny Masoandro . Izy no fajiry kely indrindra eo aorian' ny Merkiora . Ao amin' ny fianankavian' ny planeta teliorika izy. Ny anarany dia avy amin' ny anaran' ny andriamanitra Marsa , anarana romanan' ny andriamanitra grika Aresy ( Ares ). Noho ny endriny mena dia atao hoe Fajiry Mena na Planeta Mena koa izy.

I Marsa

Nanomboka tamin' ny taona 1960 ny fandehanana teny amin' ny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba an' i Marsa: ny jeografiany , ny atmosferany , sns.

Manana satelita roa i Marsa, dia i Phobos sy i Deimos; araka ny fedra grika, anaran' ny zanak' i Ares ireo anarana ireo.

Tondro ara-pizika hanova

Jeografia hanova

Jeolojia hanova

Atmosfera sy toe-tany hanova

Astronomia hanova


 
Mbola ambangovangony ?amin'ny resaka fajiry ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.