Queensland
dia fanjakana faharoa lehibe indrindra ao
Aostralia
, ary fahatelo amin'ny isam-ponina. Ao avaratra atsinanan'i Aostralia no misy azy, ary ny faritany manodidina azy dia ny
Faritany Avaratra
any andrefany, ny faritanin'i
Valesa Atsimo Vaovao
any atsimony, ny
Aostralia Atsino
any atsimo andrefany. Ny renivohitr'i Queensland dia
Brisbane
.
Ny anaran’ilay fanjakana dia avy amin’ny mpanjakavavy Victoria izay nanasonia ny fanambarana manasaraka ny Queensland ary ny Valesa Atsimo Vaovao tamin’ny 6 jiona 1859. Tamin’izany fotoana izany, tam-pon’ny anglisy i Victoria tamin’izany fotoana ary ≪Queensland≫ no anarana nomeny an’ilay faritany voa noforonina. Mitondra ny anaran’ilay mpanjakavavy ihany koa ilay faritanin’i Victoria.
Tanana
|
Mari-pana Min.
o
C
|
Mari-pana Max.
o
C
|
Andro misy masoandro
|
Latsak'orana
|
Brisbane
|
14
|
26
|
123
|
1 061
|
Mackay
|
18
|
27
|
113
|
1 667
|
Cairns
|
20
|
29
|
86
|
2 223
|
Townsville
|
18
|
29
|
n/a
|
1 144
|
Ny mari-pana avo indrindra tratra dia 49,5°C any Birdsville ny 24 Desambra 1972, ary ny mari-pana ambany indrindra dia -11°C izay tratra tany Stanthorpe ny 4 Jolay 1895.