Ny
Brexit
na ny
Fivoahan'ny Fanjakana Mitambatra amin'ny Vondrona Eoropeanina
dia hetsika mampiroborobo ny fivoahan'ny Fanjakana Mitambatra amin'ny Vondrona Eoropeanina vokatry ny
fitsapa-kevi-bahoaka natao tamin'ny taona 2016
. Tamin'izany fitsapa-kevi-bahoaka izany 51.9% n'ny mpifidy tao Angletera (firenena lehibe indrindra ao amin'i Fanjakana Mitambatra) no nifidy hanohana ny fivoahan'ny ny Fanjakana Mitambatra amin'ny Vondrona Eoropeanina. Ny firenena hafa toa i
Ekosy
,
Valesa
ary
Irlandy Avaratra
kosa anefa dia nifidy ny hijanona ao amin'ny Vondrona Eoropeanina.
Tamin’ny 29 Martsa 2017, dia nanambara ny hiala amin’ny Vondrona Eoropeana governemantan’ny Fanjakana Mitambatra amin’ny anaran’ny Andininy faha-dimampolon’ny Fifanarahan’ny Vondrona Eoropeanina.