Vondrona Eoropeana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vondrona Eoropeanina )
Saina ny Vondrona Eoropeanina, nitazomin' ny fikambanana ilay saina misy kitana 12

Vondrona iraisan' ny governemanta maro ny Vondrona Eoropeanina (VE). Misy firenena 27 ao anatiny. Voaforona tamin' ny 7 febroary 1992 izy, tamin' ny nahasoniavan' ny firenena eoropeanina 12 ny Dinan' i Maastricht , efa mpikambana tao amin' ny CEE na EEC .

Saritan' ny Vondrona Eoropeanina

30,82%n' ny harin-krena faobe eto an-tany dia any Eoropa no misy azy, io no tsena ara-toekarena ngeza indrindra eto an-tany. Firaisam-padintseranana ny Vondrona Eoropeanina, ary misy firenena 15 nahamafy ny fiaraha-miasa ao anatin'ny fikambanana ara-bola sy ara-toekarena, ilay faritra Euro. Misy firenena mampiasa miaraka ilay vola tokana ny Euro (€)

Vaomiera eoropeana

Tantara [ hanova | hanova ny fango ]

Ny CEE [ hanova | hanova ny fango ]

Niteraka ny CEE tamin' ny voasonia tamin' ny 25 Martsa 1957 tany Roma any amin' ny Capitole ; hita ohatran' ny tsena iraisana izy.

Jereo Koa/Amboary [ hanova | hanova ny fango ]

Rohy Ivelany [ hanova | hanova ny fango ]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.