Ny tsoraka (!) dia mari-piatoana asolo ny teboka rehefa mampiasa fehezanteny mandidy (ohatra: Mandehana ! ) na milaza fiontanam-po sy fahatairana.