한국   대만   중국   일본 
Titosy (emperora) ? Wikipedia Aller au contenu

Titosy (emperora)

Avy amin'i Wikipedia
Sarivongan'i Titosy
Andohalambon'i Titosy

I Titosy na Tito dia emperora isan'ny fianakaviam-panjaka Flaviana, nanapaka teo anelanelan'ny taona 79 sy 81, izay teraka tamin'ny 30 Oktobra 39 ary maty tamin'ny 13 Septambra 81. Antsoina hoe Imperator Titus Caesar Vespasianus Augustus ) izy amin'ny teny latina . Mampalaza azy ny nakany an'i Jerosalema tamin'ny taona 70. Mba hanamafisana izany fandreseny izany dia nampanamboatra ny "andohalambon'i Titosy" i Domitiano rahalahiny rehefa lasa emperora koa tamin'ny nahafatesany.