Tendrontany Atsimo

Avy amin'i Wikipedia
Sarintanin'i Antarktika sy ny Tendrontany Atsimo.

Ny Tendrontany Atsimo dia ny teboka farany atsimo indrindra eto amin'ny Tany , izay mifanohitra amin'ny Tendrontany Avaratra . Ao amin'ny kontinenta Antarktika no misy azy. Io no teboka ihaonan' ny laharan-jara hasina rehetra any atsimo indrindra.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]