한국   대만   중국   일본 
Heraclius ? Wikipedia Aller au contenu

Heraclius

Avy amin'i Wikipedia
Heraclius
Sary:Heraclius and Heraclius Constantine solidus.jpg, Cherub plaque Louvre MRR245 n2.jpg
Ankapobeny
Anarana Heraclius
Teraka taona 575
Maty 11 Febroary 641
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Empira Bizantina
Asa  :
Fiainana manokana

I Heraclius dia emperora romana tao amin' ny Empira Bizantina tamin' ny taona 610 hatramin' ny 641. Izy no mpanorina ny fianakavia-mpanjaka Heraklida izay nanapaka ilay empira nandritra ny taonjato iray (taona 610-711).

Amin' ny teny latina dia atao hoe Flavius Heraclius Augustus ny anarany fa amin' ny teny grika kosa dia ?ρ?κλειο? / H?rakleios.

Teraka tamin' ny taona 575 ary maty ny tamin' ny 11 Febroary 641 izy.

Ny fiainany manokana [ hanova | hanova ny fango ]

I Heraclius Zokiny no rainy. Ny vadiny dia i Fabia Eudokia. Ny zanany dia i Eudoxia Epiphania, i Constantine III ary i Heraklonas.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Rohy ivelany [ hanova | hanova ny fango ]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.