I
Kamerona
dia firenena ao
Afrika Afovoany
, manana morontsiraka ao amin' ny
Ranomasimbe Atlantika
; voafatritr' i
Nizeria
avy ao andrefana, i
Tsady
ao avaratra-atsinanana, ny
Repoblikan' i Afrika Afovoany
ao atsinanana, ny
Repoblikan' i Kongo
sy i
Gabona
ary i
Ginea Ekoatorialy
ao atsimo, ary ny
Ranomasimbe Atlantika
ao atsimo-andrefana; manana velaran-tany mirefy 475 440 km
2
. I
Yaounde
no
renivohi
ny. Mpikambana ao amin' ny
Commonwealth
i Kamerona. Mizara io firenena io ho roa ny
tangoron-tendrombohitra
Adamaoua izay ahitana ny tendrombohitra Cameroun ao atsimo-andrefana izay mahatratra 4 095 m. Betsaka biby dia ny ao Kamerona, ka isan' izany ny
antilopa
, ny
elefanta
, ny
gorily
, ny
liona
sns.
Misy vondrom-poko maro ny ao Kamerona: ny
Folany
sy ny
Kiridy
ny ao avaratra, ny vahoaka
miteny banto
(indrindra ny
Bamoleke
) ny ao atsimo, ny
Pigmea
ao amin' ny ala atsimo. Atao hoe
Kameroney
ny vahoakan' io firenena io.
Kristiana
ny ankamaroan' ny vahoaka kameroney, misy koa ireo manaraka ny
fivavahan-drazana afrikana
animista
sy ny
silamo
. Ny
fiteny frantsay
sy
anglisy
no fiteny ofisialy ao nefa ahitana fiteny afrikana maro koa ao. Tamin' ny taona 1960 no nahazon' i Kamerona ny fahaleovan-tenany.
Miankina amin' ny
fambolena
ny toekaren' i Kamerona, ka isan' ny volena any ny
kafe
, ny
kakao
, ny ny
akondro
, ny
landihazo
(na hasy).
Firenena ao Afrika:
Afrika Atsimo
-
Alzeria
-
Angola
-
Benino
-
Borkina Faso
-
Borondy
-
Botsoana
-
Ejipta
-
Eritrea
-
Esoatiny
(
Soazilandy
taloha) -
Etiopia
-
Gabona
-
Gambia
-
Gana
-
Ginea
-
Ginea Bisao
-
Ginea Ekoatorialy
-
Jibot?
-
Kamerona
-
Kapvera
-
Kenia
-
Komoro
-
Kotidivoara
-
Lezoto
-
Liberia
-
Libia
-
Madagasikara
-
Malaoy
-
Mal?
-
Maorisy
-
Maoritania
-
Maroka
-
Mozambika
-
Namibia
-
Nizera
-
Nizeria
-
Oganda
-
Repoblika Arabo Saharaoy Demokratika
-
Repoblika Demokratikan' i Kongo
-
Repoblikan' i Afrika Afovoany
-
Repoblikan' i Kongo
-
Roanda
-
Sao Tome e Prinsipe
-
Seisely
-
Senegaly
-
Siera Leona
-
Sodana
-
Sodana Atsimo
-
Somalia
-
Somalilandy
-
Tanzania
-
Togo
-
Tonizia
-
Tsady
-
Zambia
-
Zimbaboe
Kontinenta eto an-tany