한국   대만   중국   일본 
David Attenborough ? Wikipedia

David Attenborough

Sir David Attenborough
Ankapobeny
Anarana Sir David Attenborough
Teraka 8 Mey 1926
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Fanjakana Mitambatra
Asa ?:
Fiainana manokana

Sir David Attenborough dia mpilalao horonantsary fanadihadiana, mpanoratra senario, mpanoratra ny tantaran'ny fiainany mizaka ny zom-pirenen'i Fanjakana Mitambatra teraka ny 8 Mey 1926 tao London . Nanao fandaharana amin'ny fahitalavitra, sy nanoratra boky, momba Madagasikara David Attenborough . Roa karazana zavamanan'aina anarana nomena azy David Attenborough amin'ny Madagasikara ny angidina Acisoma attenboroughi sy ny makamba Ctenocheloides attenboroughi .

Nahatratra diplaoma tamin'ny siansa natoraly amin'ny Cambridge University sy nahazo 35 mari-pankasitrahana. Fara 15 karazana zavamanan'aina anarana nomena azy David Attenborough amin'ny planeta

Ny fiainany manokana hanova

Ny mpiray tam-po dia mpitantana John Attenborough sy mpilalao sarimihetsika Richard Attenborough .

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.