Luanda

Avy amin'i Wikipedia

8°50′06″S 13°14′16″E  /  8.83500°S 13.23778°E  / -8.83500; 13.23778

Luanda
Velarantany 113 km 2
Isam-ponina 5,172,900 mponina
Tananan-dehibe NC
Ben'ny tanana NC
Firenena   Angola
Faritany Luanda (faritany)
Faritra NC
Fanevan'i Luanda

I Luanda dia tanana renivohitr'i   Angola .

Lalamby [ hanova | hanova ny fango ]

I Luanda no fiaingan'ny lalamby Luanda izay miantsinanana mankany Malanje .

Seranan-tsambo [ hanova | hanova ny fango ]

Ny seranan-tsambon'i Luanda no seranan-tsambo lehibe indrindra any Angola

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.