|
Frank Herbert
|
Ankapobeny
|
Anarana
|
Frank Herbert
|
Teraka
|
8 Oktobra 1920
|
Maty
|
11 Febroary 1986
|
Fiaviana sy ny andraikitra
|
Firenena
|
Etazonia
|
Asa
:
|
|
Fiainana manokana
|
|
Frank Herbert
dia mpanoratra, mpanoratra tantara lava, mpaka sary mizaka ny zom-pirenen'i
Etazonia
teraka ny 8 Oktobra 1920 tao
Tacoma
ary maty ny 11 Febroary 1986 tao
Madison
Ny zanany dia Brian Herbert.