Ny
Wi-Fi
dia fitambaran'ny
protokola
izay mifandray tsy misy fehy na "file", izany hoe afaka mampifandray ireo
ondy
radio
sy ireo
informatika
: ny
solosaina
,
finday
ary ny fitaovana hafa ka tsy mila fampiasana fehy izy io. Misy sata mifehy azy ny wi-fi ka navondrona ao amin'ity
IEEE 802.11 (ISO/CEI 8802-11)
izany. Nohon'ny tombontsoa azo avy amin'io fitaovana io ny tsirairay dia afaka manorina ny
rezo
antranony ary azo ampifandraisana amin'ny solosaina maro na
vata
hafa izany. Ny
tekinolojia
ankehitriny koa dia tena mifantoka amin'ny fampiasana io fitaovana io.
Ny Wi-Fi dia rezo
aterineto
tsy misy fehy ary azo ampiasain'olona rehetra.
Avy amin'ny teny hoe (
Wireless Fidelity
) ny hoe wi-fi, izay nodinihina avy amin'ny hoe
Hi-Fi
(
High Fidelity
) efa nisy nampiasa io teny io tany amin'ny taona
1932
, tamin'ny sehatra zava-maneno.
Nampiasaina tamin'ny sehatra ara-barotra ihany koa ny teny hoe wi-fi, nanomboka ny taona
1999
.
Ny fivoarana sy ny fomba fampiasana
[
hanova
|
hanova ny fango
]