Trano

Avy amin'i Wikipedia
Trano
Trano

Ny trano dia toerana ipetrahan'ny olona iray, fianankaviana , na fianankaviana maro.

Dika [ hanova | hanova ny fango ]

Hatramin'ny fanombohan'ny taona 1801, ny trano tsara iainana manana zaridaina dia afaka tenenina hoe villa , indrindra fa rehefa eny amina toerana ialana-sasatra no misy azy.