Taipei

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Taipei ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Taipei
-
Velarantany NC
Isam-ponina 2 630 515 mponina
Tananan-dehibe 2 630 515
Ben'ny tanana NC
Firenena Taiwan
Faritany NC
Faritra NC

I Taipei ( sinograma  : 臺北市 ; sinograma notsorana  : 台北市 ; hanyu pinyin  : taib?i shi ; taiwaney : Tai-pak) dia tanana ary renivohin'i Taiwan . Misy olona 2.630.515 no miaina tany tamin'ny 2008 . Io ny renivohitra ara-politika sy ara-toe-karen'i nosy ny Taiwan .