한국   대만   중국   일본 
Siberia ? Wikipedia Aller au contenu

Siberia

Avy amin'i Wikipedia

I Siberia dia faritra midadasika mahafaoka ny tapak’ i Rosia ao Azia , feran’ ny tendrombohitra Oraly ao andrefana, ny Ranomasimbe Arktika ao avaratra, ny Ranomasimbe Pasifika ao atsinanana ary i Sina sy i Mongolia ary i Kazakstana ao atsimo. Marikitra ny 13 100 000 km 2 ny velarany sady onenan’ ny olona miisa 35 000 000 any ho any.

Tontolon' ny zavamaniry taiga any Siberia

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia [ hanova | hanova ny fango ]

Fizaram-paritra hafa ao Azia [ hanova | hanova ny fango ]