한국   대만   중국   일본 
Sakaly (amboadia) ? Wikipedia Aller au contenu

Sakaly (amboadia)

Avy amin'i Wikipedia
Sakaly

Ny sakaly dia biby misy nono mitovitovy amin' ny alika ao amin' ny fianakaviana Canidae izay hita aty Afrika sy any Azia sy any Eoropa (faritra Mediteranea ) ary indrindra any amin' ny faritra Balkana .