Poritanisma

Avy amin'i Wikipedia
Ilay Poritana , sary vongana nataon' i Augustus Saint-Gaudens.

Ny poritanisma dia firehana ara-panahy protesnanta, tamin' ny taonjato faha-16 sy faha-17, teo amin' ny Fiangonana anglikana , izay nanohitra ny fanavaozana na fantsiana nataon' i Elzabeta I, ka niezaka ny "hanadio" ny Fiangonan' i Angletera amin' ny fanaon' ny Katolika nanomboka tamin' ny taona 1559 sy tao New England nanomboka tamin' ny taona 1930, ary nikatsaka marimaritra iraisana eo anelanelan' ny katolisisma sy ny hevitr' ireo mpanavao fiangonana protestanta .

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]