Ny
laharan-jara hasina
dia
fangitra ara-jeografia
maneho ny refin-joro atsinanana-andrefana amin'ny teboka amin'ny
Tany
na ny
Volana
na ny
planeta
na ny bolan-danitra na zavatra hafa. Tsipika an'eritreritra mampitohyny
tendro atsimo
sy ny
tendro avaratra
ny laharan-jara hasina fa tsy zavatra hita maso na azo tsapain-tanana. Ny laharan-jara hasina iaingana eto amin'ny Tany dia ny an'i
Greenwich
(0°).