한국   대만   중국   일본 
Huambo ? Wikipedia Aller au contenu

Huambo

Avy amin'i Wikipedia

12°46′36″S 15°44′05″E  /  12.77667°S 15.73472°E  / -12.77667; 15.73472

Huambo
Velarantany 2 711 km 2
Isam-ponina 713,134 mponina
Tananan-dehibe NC
Ben'ny tanana NC
Firenena   Angola
Faritany Huambo (faritany)
Faritra NC

Huambo , no tanana fahatelo be mponina indrindra ao   Angola , aorian'ny renivohitra Luanda sy Lubango , izay misy mponina 595.304 ao an-tanana ary misy mponina 713.134 ao amin'ny kaominina Huambo (2014). Renivohitry ny faritanin'i Huambo (faritany) io tanana io ary eo amin'ny 220 km any atsinanana avy any Benguela ary 600 km any atsimoatsinanan'i Luanda no misy azy.

Tanana any Angola [ hanova | hanova ny fango ]

Luanda (Renivohitra) - Lubango - Benguela - Huambo - Sumbe - Mocamedes - Cuito - Uige