한국   대만   중국   일본 
Fiainana aorian' ny fahafatesana ? Wikipedia Aller au contenu

Fiainana aorian' ny fahafatesana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiainana aorian'ny fahafatesana )

Ny fiainana aorian' ny fahafatesana na fiainana any an - koatra dia fitohizan' ny fiainan' ny fanahy na ny fieritreretan' ny zava-manana aina aorian' ny fahafatesany . Maro ny endrika mety hisehoan' izany ka ny fiainana any am- paradisa na any amin' ny helo aorian' ny fitsanganan-ko velona , araka ireo fivavahana abrahamika , dia isan' izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian' ny fiainana any an-koatra, isan' izany ny fivavahan' ny Egiptiana taloha, ny fivavahan' ny Grika sy ny Romana taloha, ny fivavahan' ireo mponina tao amin' ny tapany avaratr' i Eoropa , ny fivavahana kristiana , ny finoana silamo , ny jodaisma (afa-tsy ny an' ny Sadoseo ), ny bodisma , ny hindoisma , ny jainisma , ny sikisma , ny zoroastrisma , ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]