Fahalalahana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fahafahana na fahalalahana dia ny toetran' ny olona tsy voageja sy tsy iharan' ny faneriterena fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony. Ny filozofia , ny sosiolojia , ny teolojia ary ny taranja maro samihafa dia samy afaka mamaritra ny ataony hoe fahafahana na fahalalahana. Betsaka anefa ny zavatra mametra izany fahalalahana izany.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]