Ny Wikibolana
Ny
Wikibolana
(anglisy:
Wiktionary
) dia teny avy amin'ny fitambaran'ny teny
wiki
sy
rakibolana
. Ity tranonkala izy dia tetikasa rakibolana azon'ny tsirairay andraisana anjara. Ny Wikibolana dia mampiasa ny fahazoan-dalana
CC-BY-SA 3.0 na GFDL
. Ny asa rehetra ato amin'ny Wikibolana dia avoaka amin'iny fahazoan-dalana CC-BY-SA 3.0. Midika izany fa afaka mandika ary mizarazara amin'ny fahazoan-dalana mitovy amin'ny fahazoan-dalan'ny lahatsoratra niandohana ny mpandray anjara ary ny mpamaky.
Ny Wikibolana dia manazava amin'ny teny malagasy ny teny amin'ny fiteny rehetra, izay ahitana ihany koa ireo fiteny voatrolombelona na teny noforonina afatsy ireo fiteny tsy manana vondrom-piarahamonina mpiteny isan'andro. Tanjona ny ho rakibolana amin'ny fiteny maro sy miasa maro mandrakotra ny dikan'ny teny, fanononana, etimolojia, bika matoanteny, fampiasana, fandikana, teny mifandraika, sns., ary farany mandrakotra rakibolana malagasy, rakibolana anglisy-malagasy, frantsay-malagasy, sinoa-malagasy, japoney-malagasy, voambolana, sns. ny eto
Fandraisana anjara
Raisinay izay rehetra te handray anjara amin'ny tanjon'ny Wikibolana. Raha vaovao amin'ny Wikibolana ianao, dia jereo
Tongasoa eto amin'ny Wikibolana
. Ireo manan-danja dia voatanisa ao amin'ny
Politika sy Torolalana
.
Misy famerana ny lahatsoratra toy ny teny vaovao sy ny anarana manokana. Jereo
Politikan'ny famoahana
raha mila fanazavana fanampiny. Rehefa manoratra lahatsoratra dia hajao ny zom-pamorona. Jereo ny
zom-pamorona
sy
Fepetra fampiasana
raha mila fanazavana fanampiny. Mety hahasoa anao koa ny mamaky ny
Ny tsy Tokony ho Wikibolana
.
Wikibolana hafa
Ny Wikibolana dia manana dikan-teny maro ankoatr'ity dikan-teny japoney ity.
anglisy
,
frantsay
,
alemana
,
espaniola
,
italiana
,
rosiana
,
sinoa
,
koreana
ary fiteny maro hafa. Jereo ny
lisitry ny fiteny rehetra
raha mila fanazavana fanampiny.
Tetikasa rahavavy
Ny Wikibolana dia miasa amin'ny fikambanana tsy mitady tombony
Foundation
any Kalifornia, Etazonia. Ny Wikimedia Foundation koa dia mitantana tetikasa
wiki
isan-karazany.
Fanondron'ny fiteny
Afrikaans
·
Albaney
·
Alemanina
·
Anglisy
·
Arabo
·
Asirianina
·
Bambara
·
Belarosiana
·
Bengali
·
Danisy
·
Diola
·
Ejipsianina
·
Espaniola
·
Finoa
·
Frantsay
·
Goarani
·
Grika
·
Hawaiianina
·
Hongariana
·
Igbo
·
Indonezianina
·
Japoney
·
Javaney
·
Kantoney
·
Koreana
·
Latina
·
Lingala
·
Malagasy
·
Malayalam
·
Maori
·
Nahuatl
·
Nerlandey
·
Nepaley
·
Okrainianina
·
Portogey
·
Rosiana
·
Seboano
·
Sinoa
·
Tagalaoga
·
Vietnamiana
·
Wolof
·
Xhosa
·
Yoruba
·
Zolo