한국   대만   중국   일본 
Voajabo ? Wikipedia Aller au contenu

Voajabo

Avy amin'i Wikipedia
Voajabo

Ny voajabo na voanketsihetsy na voazavo ( Citrullus lanatus ) dia karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae sy ny anaran' ny voankazo azo hanina. Zavamaniry sahala amin' ny voaloboka mihodinkodina sy mitongilana izy io, voankazo volena maneran-tany, misy karazany maherin' ny 1000.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]