Ny Tu bi-Shevat (hebreo: ?"? ????????? na ????????? ?????? ????????? / "dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat") dia fety jiosy ankalazana ny taom-baovaon' ny hazo izay tanterahina amin' ny faha-15n' ny volana Shevat .