한국   대만   중국   일본 
Trondro (fanandroana) ? Wikipedia Aller au contenu

Trondro (fanandroana)

Avy amin'i Wikipedia
Ny evan' ny Trondro

Ny Trondro na Alohotsy dia vintana faharoa ambin' ny folo amin' ny fanandroana manaraka ny zodiaka . Ny Mpitondra Rano no eo alohany ary ny Ondrilahy no manaraka azy.

Antokon-kintan' ny Trondro

Ny antokon-kintana Hazandrano sy ny zodiaka [ hanova | hanova ny fango ]

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny antokon-kintana Trondro dia amin' ny 12 Marsa hatramin' ny 18 Avrily. Eo amin' ny 15 Marsa hatramin' ny 14 Avrily ny fari-potoan' ny Trondro ao amin' ny zodiakan-kintana fa amin' ny 20 Febroary hatramin' ny 20 Marsa kosa izany ao amin' ny zodiaka mikisaka .

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Evan' ny zodiaka:

Antokon-kintan' ny zodiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: