Ny
toetanin-tendron-tany
dia
toetan
in' ny faritra eo anelanelan’ ny
faribolan-tendron-tany
sy ny
tendron-tany
. Tsy dia misy firy ny
rotsak' orana
ary ambany dia ambany ny
maripana
izay mahalana raha hihoatra ny 0 °C. Rakotra
ranomandry
mandrakariva ireo faritra ireo.
Rakotra ranomandry i
Arktika
izay ahitana an’ i
Goenlandy
sy i
Siberia
any avaratra. Toraka izany koa i
Antarktika
any atsimo, izay efa nahitana hatsiaka mahatratra -88 °C. Mety mahatratra 3 000 m ny hatevin’ ny ranomandry amin’ izany.