한국   대만   중국   일본 
Tetiandro hindoa ? Wikipedia Aller au contenu

Tetiandro hindoa

Avy amin'i Wikipedia

Ny tetiandro hindoa dia tetiandro manara-bolana sy masoandro izay ahitana fanova arakaraka ny faritra ampiasana azy: ny fanjakana indiana isnisany dia manana ny fomba fijeriny ary i Pakistana dia manana ny azy koa. Ny andro voalohany ao amin' ny taona voalohany amin' ny tetiandro hindoa dia mifanandrify amin' ny 23 Janoary 3102 tal. J.K. ao amin' ny tetiandro gregoriana . Ireto ny anaram-bolana ao amin' io tetiandro io: Chaitra, Vaish?kh, Jyaishtha, ?sh?dha, Shr?vana, Bh?drapad, ?shwin, K?rtik, M?rgash?rsha, Paush, M?gh ary Ph?lgun .

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]