한국   대만   중국   일본 
San Jose, California ? Wikipedia Aller au contenu

San Jose, California

Avy amin'i Wikipedia
  
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka etazonia sy resaka kalifornia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

San Jose, California
Velarantany NC
Isam-ponina 929 936 mpo. mponina
Tananan-dehibe 1 810 560 mpo.
Ben'ny tanana Chuck Reed
Firenena Etazonia
Faritany Kalifornia
Faritra NC

San Jose ( API [?sænho??ze?] ) dia tanana any andrefan'i Etazonia . Any atsimon'ny helodrano ny San Francisco , any Kalifornia .

Faha telo amin'ny tananan-dehibe ny Kalifornia ny tananan'ny San Jose, ary izy ny renivohitr'i kaontia ny Santa Clara . Izy no tanana ngeza indrindra amin'ny tananan-dehiben'i San Francisco ary renivohitr'i Silicon Valley .

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Takelaka [ hanova | hanova ny fango ]

Lahatsoratra ilaina [ hanova | hanova ny fango ]

Rohy ivelany [ hanova | hanova ny fango ]