한국   대만   중국   일본 
Soteriolojia ? Wikipedia Aller au contenu

Soteriolojia

Avy amin'i Wikipedia

Ny soteriolojia dia sampan' ny teolojia izay andalinana ny amin' ny famonjena . Ny soteriolojia dia teolojian' ny famonjena . Tsy ny Kristianisma ihany no azo anaovana soteriolojia fa ireo fivavahana hafa koa izay ahitana ny firesahana ny amin' ny famonjena. Avy amin' ny teny grika hoe σωτηρ?α / soteria izay midika hoe "famonjena" sy ny hoe λ?γο? / logos izay midika hoe "resaka" na "fandalinana" na "fahalalana". Ny teny hoe σωτηρ?α / soteria dia nisampana avy amin' ny hoe σωτ?ρ / soter izay midika hoe "mpamonjy".

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]