한국   대만   중국   일본 
Rivo-doza Katrina ? Wikipedia Aller au contenu

Rivo-doza Katrina

Avy amin'i Wikipedia
Rivo-doza Katrina tamin'ny hamafin'ny tampony tao amin'ny Hoalan' i Meksika tamin'ny 28 Aogositra

Rivo-doza Katrina dia rivodoza Atlantika sokajy faha-5 izay nahafaty olona 1.836 sy fahasimbana tombanana teo anelanelan'ny $97.4 lavitrisa ka hatramin'ny $145.5 lavitrisa tamin'ny faran'ny Aogositra 2005, indrindra tao an-tananan'i New Orleans sy ny manodidina azy.