Polisy (nasionaly)

Avy amin'i Wikipedia
Ireo Polisy

Raha faritana tsotra, ny teny hoe Polisy dia mpitandro filaminam-bahoaka, nohon'izany ny Polisy dia manana andraikitra sy adidy lehibe amin'ny firenena iray, dia miaro ireo vahoaka sy ny fananany ao anatin'ny filaminana sy fitonina. Ary tafiditra anatiny andri-panjakana iray izy satria manana ministera miahy sy miadidy azy manokana ka anisan'ny mampihatra ny lalana ihany koa.

Ara-tantara [ hanova | hanova ny fango ]

Polisy malagasy [ hanova | hanova ny fango ]

Sokajy sy ambaratonga [ hanova | hanova ny fango ]

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Tafika ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.