한국   대만   중국   일본 
Mpitifitra Tsipika (fanandroana) ? Wikipedia Aller au contenu

Mpitifitra Tsipika (fanandroana)

Avy amin'i Wikipedia
Ny evan' ny Mpitifitra Tsipika

Ny Mpitifitra Tsipika na Alakaosy no vintana fahasivy amin' ny fanandroana manaraka ny zodiaka . Ny Maingoka no eo alohany ary ny Tandrok' Osy no manaraka azy.

Antokon-kintan' ny Mpitifitra Tsipika

Ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipika sy ny zodiaka [ hanova | hanova ny fango ]

Mpitifitra Tsipika

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana Mpitifitra Tsipika dia amin' ny 18 Desambra hatramin' ny 18 Janoary. Eo amin' ny 16 Desambra hatramin' ny 14 Janoary ny fari-potoan' ny Mpitifitra Tsipika ao amin' ny zodiakan-kintana fa amin' ny 22 Novambra hatramin' ny 21 Desambra izany araka ny zodiaka mikisaka .

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Evan' ny zodiaka:

Antokon-kintan' ny zodiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: