Ny
milina fikajiana lehibe
dia
milina fikajiana
fampiasaina amin'ny fikarohana na fandrindrana ataon'ny orinasa lehibe maro.
Ny mampiavaka azy dia ny
fahafainganany
, ny halebehin'ny
fitadidiana
sy ny heriny. Azo lazaina hoe
milina fikajiana
(PC) 1 tapitrisa mahery mitambatra vao mitovy amin'ny
milina fikajiana lehibe
iray.
Ampiasaina amin'zay asa mila
fikajiana
maro toy ny fitsinjovana ny
toetr'andro
, ny fandrindrana fiaramanadina, ny fanamboarana trano lehibe, fanamboarana ny fiarakodia, fiara-dalamby, ny fandrindrana asa ataon'ny olona an-tapitrisa maro ka angonina amin'ny toerana iray (ohatra: google, wikipedia, yahoo!, banky), sns.