한국   대만   중국   일본 
Mikronezia (faritra) ? Wikipedia Aller au contenu

Mikronezia (faritra)

Avy amin'i Wikipedia
Sarin-tany maneho ny faritr' i Mikronezia

I Mikronezia dia iray amin' ireo vondro-nosy telo lehibe, manampy an' i Melanezia sy i Polinezia , izay mamorona an' i Oseania . Ireto avy ny fanjakana sy ny faritra ara-politika hita ao amin' ny faritr' i Mikronezia:

Fiteny any Mikronezia [ hanova | hanova ny fango ]

Ny fiteny tenenina any amin' ny faritr' i Mikronezia talohan' ny fanjanahan-tany eoropeana, dia ireo fiteny mikroneziana , ao amin' ny sampana malaio-polineziana n' ny fiteny aostroneziana . Ny fiteny mikroneziana dia isan' ny fiteny oseaniana . Isan' ny fiteny any Mikronezia ny fiteny karoliniana, ny fiteny zilbertina, ny fiteny kosrae, ny fiteny lamotreka, ny fiteny marsaley , ny fiteny mokily, ny fiteny mortloka, ny fiteny pohnpela, ny fiteny poloaty, ny fiteny sooka, ny fiteny olity, ary ny fiteny sonsoroley. Ahitana fiteny polineziana , izay mbola fiteny aostroneziana, koa ao.

Sarin-tany maneho ny fizaram-paritr' i Oseania.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Fizaram-paritra any Oseania :