한국   대만   중국   일본 
Mari-pana ? Wikipedia Aller au contenu

Mari-pana

Avy amin'i Wikipedia

Ny mari-pana dia toetra ara-batana ao amin' ny zavatra izay maneho hafanana sy hatsiaka . Izy io dia ny fisehoan' ny angovo n-kafanana, misy amin' ny zavatra rehetra, izay loharanon' ny fisian' ny hafanana, fikorianan' ny angovo, rehefa mifandray amina vatana iray mangatsiaka kokoa ny vatana mafana.