Mangabangabaka

Avy amin'i Wikipedia

Ny mangabangabaka (frantsay : vide  ; anglisy vacuum ) dia hadiry izay tsy misy zavatra, na etona, na ranoka, na vainga. Noho ny tsi-fisian'ny etona, ny tsindry arak'etona dia manakaiky ny aotra. Ny mangabangabaka tanteraka dia hadiry izay tsy isiana zavatra na inona na inona ao anatiny.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.