Little Rock, Arkansas

Avy amin'i Wikipedia
Little Rock, Arkansas
-
Velarantany NC
Isam-ponina 193 524 mpo. mponina
Tananan-dehibe NC
Ben'ny tanana Mark Stodola
Firenena Etazonia
Faritany Alaska
Faritra NC

Little Rock dia renivohitra ny firenena ny Arkansas , ary izy no tanana ngeza indrindra any Arkansas, miapita ny Little Rock ilay renirano Arkansas .

184.564 ny olona mipetraka any tamin'ny 2005 , ra miampy ny tanana ny North little rock, Sherwood sy Jacksonville, misy olona 660.000 no miaina any ( 2007 ), io izany ny tanana be ny firenena.

Tantara [ hanova | hanova ny fango ]

Taonjato faha 18 [ hanova | hanova ny fango ]

Tamin'ny 1722 , i Jean-Baptiste Benard de la Harpe nanamboatra mpampita komersialy eo amin'ny toerana La Petite Roche .

Taonjato faha 19 [ hanova | hanova ny fango ]

Tamin'ny 1821 , Lasa renivohitra ny faritany ny Arkansas Little Rock, tanana noforonina tamin'ny taona 1819 , lasa firenena ny Arkansas tamin'ny 1836 ary Little Rock lasa renivohitra-ny.

Taonjato faha 20 [ hanova | hanova ny fango ]

Tamin'ny krizy ny Little rock tamin'ny taona 1957 -59, tsy nisy intsony ny segregation any am-pianarana.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Rohy ivelany [ hanova | hanova ny fango ]