한국   대만   중국   일본 
Libana Atsimo ? Wikipedia Aller au contenu

Libana Atsimo

Avy amin'i Wikipedia

I Libana Atsimo na Libanona Atsimo dia faritra ara-jeografia ao Libana izay mivelatra hatrany amin'ny sisin-tany israeliana any atsimo ka hatrany amin'ny renirano Awali ao avaratra sy fefen'ny sisintany siriana avy ao atsinanana. Raha ara-panjakana izany rehetra izany dia ahitana governorata libaney roa: ny governoratan'ny Atsimo sy ny governoratan'i Nabatiyeh.