한국   대만   중국   일본 
Leon Humblot ? Wikipedia Aller au contenu

Leon Humblot

Avy amin'i Wikipedia

I Leon Humblot na Leon Joseph Henry Humblot dia botanista frantsay teraka tamin' ny 3 Jona 1852 tao Nancy ary maty tamin' ny 20 Marsa 1914 tao Mitsamiouli (Grande Comore). Izy no Resident tao Grande Comore (na Ngazidja ), izay nomena anaram-bosotra hoe "Soltana fotsy" (taona 1889 - 1896).