|
Kwame Nkrumah
|
Ankapobeny
|
Anarana
|
Kwame Nkrumah
|
Teraka
|
10 Oktobra 1909
|
Maty
|
27 Aprily 1972
|
Fiaviana sy ny andraikitra
|
Firenena
|
Gana
|
Asa
:
|
|
Fiainana manokana
|
|
I
Kwame Nkrumah
dia mpanao politika sy mpitondra fanjakana ary mpanao asasoratra mpitaky fahaleovantena sady
panafrikanista
ganeana
teraka tamin' ny 10 Oktobra 1909 tao Nkroful (izay mbola nantsoina hoe Gold Coast, zanatany britanika), ary maty tamin' ny 27 Avrily 1972 tao
Bucharest
(any
Romania
). Nitarika an' i Gold Coast britanika (
Gana
ankehitriny) izy tamin' ny taona 1954 ka hatramin' ny 1957, avy eo nitantana i Gana mahaleo tena, voalohany teo amin' ny toeran' ny piraiminisitra (1957-1960), avy eo amin' ny toeran' ny filohan' ny repoblika (1960-1966).
Ny zanany dia Gamal Nkrumah.