한국   대만   중국   일본 
Julien Razafimanazato ? Wikipedia Aller au contenu

Julien Razafimanazato

Avy amin'i Wikipedia
Julien Razafimanazato
Ankapobeny
Anarana Julien Razafimanazato
Teraka 7 Jolay 1968
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena   Madagasikara
Karazana Malagasy
Asa  : Mpampianatra amin'ny Oniversite
Asa hafa Mpanao politika
Fiainana manokana
Seha-pitiavana vady

Julien Razafimanazato dia olo-manga Malagasy teraka tamin'ny 7 Jolay 1968 tao Mandritsara [1] . Izy no minisitra fanabeazam-pirenena tamin'ny fitondrana tetezamita Andry Rajoelina tamin'ny taona 2009 hatramin'ny 2011 . Manana asa hafa koa izy, mpampianatra amin'ny Oniversite .

Biografia [ hanova | hanova ny fango ]

I Razafimanazato Julien, manambady ary manana zanaka telo, avy amin'ny foko tsimihety , zanaka mpampianatra izy.

Fianarana [ hanova | hanova ny fango ]

Tany amin'ny faritra sofia no nianarany voalohany, ary nanohy fianarana tamin'ny Oniversite Fianarantsoa sy Antananarivo . Tao anatin'ny tontolo siantifika ny sehatra fianarana nataony, ireto avy ny dingana noratoviny :

Ary mbola nanohy fianarana tany ivelany, tany amin'ny Oniversite Paris VII , Paris 1 Pantheon-Sorbonne ary Paris XI .

Politika [ hanova | hanova ny fango ]

Minisitra [ hanova | hanova ny fango ]

Voatendry minisitra [3] fanatanjahatena sy ny tanora nanomboka ny volana martsa hatramin'ny septambra , taorian'izany voatendry minisitra fanabeazam-pirenena [4] izy tamin'ny taona 2009 hatramin'ny taona 2011 tao anatin'ny governemantan 'i Monja Roindefo izany.

Antoko politika [ hanova | hanova ny fango ]

Nanorina antoko politika antsoina hoe Eto Sehatry ny Daholobe (ESD) na Espace de Solidarite pour le Developpement amin'ny teny frantsay , tanjona dia entina hirotsaka mpifaninana fifidianana filohampirenene ny taona 2013 [5] .

Fifidianana filoham-pirenena taona 2013 [ hanova | hanova ny fango ]

Sopitra [ hanova | hanova ny fango ]

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Rohy ivelany [ hanova | hanova ny fango ]

Tsiahy [ hanova | hanova ny fango ]

  1. http://fifidianana.com/2013/10/22/julien-razafimanazato-candidat-n37/ Archived Oktobra 6, 2015 at the Wayback Machine
  2. https://www.linkedin.com/pub/julien-razafimanazato/43/1b2/191
  3. "kopian'ny arisiva" . Archived from the original on 2015-09-24 . Retrieved 2015-08-09 .
  4. "kopian'ny arisiva" . Archived from the original on 2010-01-16 . Retrieved 2015-08-09 .
  5. "kopian'ny arisiva" . Archived from the original on 2016-03-04 . Retrieved 2015-08-09 .