|
Jason Momoa
|
Ankapobeny
|
Anarana
|
Jason Momoa
|
Teraka
|
1 Aogositra 1979
|
Fiaviana sy ny andraikitra
|
Firenena
|
Etazonia
|
Asa
:
|
|
Fiainana manokana
|
|
Jason Momoa
dia mpilalao, mpamoaka horonantsary, talen-koronantsary, mpanoratra senario mizaka ny zom-pirenen'i
Etazonia
teraka ny 1 Aogositra 1979 tao
Honolulu, Hawaii
Ny vadiny dia Lisa Bonet.