한국   대만   중국   일본 
Hetsika Vokovoko Mena sy Tsinambolana Mena Iraisam-Pirenena ? Wikipedia Aller au contenu

Hetsika Vokovoko Mena sy Tsinambolana Mena Iraisam-Pirenena

Avy amin'i Wikipedia

Ny hetsika Lakroa Mena sy ny Tsinambolana Mena Iraisam-Pirenena dia hetsika iraisam-pirenena momba ny maha-olona manana mpiasa an-tsitrapo , mpiasa maneran-tany sy mpikambana eo amin' ny 97 tapitrisa eo ho eo izay naorina mba hiarovana ny aina sy ny fahasalamana , mba hiantoka ny fanajana ny olombelona rehetra, ary mba hisorohana sy hanala ny fijalian' ny olombelona.